"Hira, Fampianarana, Fanazavana Zava-Miafina"
Tongasoa eto amin'ny tranokalan'onjam-peon'ny Fikambanana Mpiara-Mikatsaka ny Fahamarinana sy ny Fiainana Mandrakizay "FI.MPI.MI.F.F.M". Izay manana mari-drefy 100.6 FM, ity onjam-peo ity dia nisokatra ara-panjakana ny 21 Septambra 2025 ary mivohy ny Fivavahana Hebreo.
Ireo fandaharana ho renesinao eto amin'ny tranokala.
Hira avy eto amin'ny Fikambanana sy ireo hira Hebreo.
Fampianarana momban'ny Toka-trano, Fanambadiana, Lehilahy sy ny tontolony, Vehivavy sy ny tontolony, Tanora sy ny tontolony ary ny zanaka sy ny tontolony.
Toriteny ho an'ny mpino rehetra avy eto amin'ny Fikambanana.
Ora Fiankohofana sy Hira Fiankohofana.
Antso mivantana ho fihenoana ny olana rehetra avy amin'ny mpiaino sy fanomezana vahaolana ary soso-kevitra.
Bokin'i Daniel | Apokalypsy | Bokin'Enoka.
Ho renesinao manomboka amin'ny 5 ora maraina ary mifarana amin'ny 11 ora alina.
Ireo Hetsika sy tranga ataon'ny Fikambanana.
Voaloham-bolana | Sabata | Paska | Pantekoty | Andro Fifadian-kanina.
Fintina an-tsary sy ireo fotoana nanamarika rehetra.
Fidirana mivantana amin'ny Fahita Lavitra na Radio Hafa.